|
|
|
|

Teny iditra1  tsy misy vato mifanongoa
Sokajin-teny  2  kambanteny
Ohatra  3  Ny lapan' ny mpanjaka dia efa rava avokoa, ka tsy misy vato mifanongoa tavela hilaza ny niorenany; [1.38]
Singan-teny  4  tsy, misy, vato, mifanongoa

Nohavaozina tamin' ny 2023/11/28